Numbers 33:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo Alosa, dia nitoby tao Refidima izay tsy nahitan’ny olona rano hosotroina.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao.
malagasy
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin'ny olona.