Numbers 33:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Rafidima izy, dia nitoby tany an’efitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo Refidima ny Israelita, dia nankany an-taniefitr’i Sinay;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr'i Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay.
malagasy
Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr'i Sinay.