Numbers 33:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tany an-tany efitr’i Sinay dia nitoby tao Kibrota-Hatava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tany an’efitra Sinaia izy, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo an-taniefitr’i Sinay, dia nitoby tao Kibrôta-Hataavà;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tany an-efitr'i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tany an-tany efitr’i Sinay dia nitoby tao Kibrota-Hatava.
malagasy
Ary nony niala tany an-efitr'i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.