Numbers 33:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notanan’i Mosesy an-tsoratra ny toerana niaingany sy nijanonany, araka izay didin’NY TOMPO; ireto ny toerana nijanonany, araka ny diany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalatsak’i Môizy an-tsoratra ny toerana niaingana araka ny nitobiany manaraka ny didin’i Iaveh, ka izao avy no nitobiany araka ny niaingany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomarihin’i Mosesy tsara ny toerana nasain’ny TOMPO nijanonany sy niaingany indray araka izao:
Malagasy Bible 1865
Dia nosoratan'i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin'i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notanan’i Mosesy an-tsoratra ny toerana niaingany sy nijanonany, araka izay didin’NY TOMPO; ireto ny toerana nijanonany, araka ny diany:
malagasy
Dia nosoratan'i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin'i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany: