Numbers 33:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao an-tendrombohitra Sefera dia nitoby tao Harada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao an-tendrombohitra Sefera izy, dia nitoby tao Aradà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo an-tendrombohitra Sefera, dia nitoby tao Harada;
Malagasy Bible 1865
Ary. nony niala tao an-tendrombohitra Sapera izy, dia nitoby tao Harada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao an-tendrombohitra Sefera dia nitoby tao Harada.
malagasy
Ary. nony niala tao an-tendrombohitra Sapera izy, dia nitoby tao Harada.