Numbers 33:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Kadesy dia nitoby tao amin’ny tendrombohitra Hora, tao an-tsisin’ny tanin’i Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Kadesy izy, dia nitoby tany an-tendrombohitra Hôra, tao an-tsisin’ny tany Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niala teo Kadesy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hôra, akaikin’ny sisin-tanin’i Edôma.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin'ny tany Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Kadesy dia nitoby tao amin’ny tendrombohitra Hora, tao an-tsisin’ny tanin’i Edoma.
malagasy
Ary nony niala tao Kadesy izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Hora, tao an-tsisin'ny tany Edoma.