Numbers 33:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra tao amin’ny tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny didin’NY TOMPO, dia maty tao izy tamin’ny fahefapolo taona taorianan’ny nivoahan’ny Zanak’Israely tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahadimy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra tao an-tendrombohitra Hôra i Aarôna mpisorona araka ny didin’i Iaveh, dia maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo taorian’ny nivoahan’ny zanak’i Israely tany amin’ny tany Ejipta, volana fahadimy, andro voalohan’ny volana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny didin’ny TOMPO, dia niakatra teo an-tendrombohitra Hôra i Aharôna mpisorona. Feno 123 taona izy no maty teo, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy, efapolo taona taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin'i Jehovah, dia maty tao izy tamin'ny fahefa-polo taona taorian'ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahadimy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra tao amin’ny tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny didin’NY TOMPO, dia maty tao izy tamin’ny fahefapolo taona taorianan’ny nivoahan’ny Zanak’Israely tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahadimy.
malagasy