Numbers 33:39 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby roapolo amby zato taona i Arona raha maty tao amin’ny tendrombohitra Hora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa 123 taona i Aarôna, tamin’izy maty tao an-tendrombohitra Hôra.
Malagasy Bible 1865
Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby roapolo amby zato taona i Arona raha maty tao amin’ny tendrombohitra Hora.
malagasy
Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.