Numbers 33:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mbola nandevina izay novonoin’NY TOMPO teo aminy ny Ejiptiana, dia ny lahimatoa rehetra; ny andriamaniny dia notsarain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Ejiptianina nandevina izay novonoin’i Iaveh teo aminy, dia ny lahy matoany rehetra, ary nahatran’i Iaveh tamin’ny andriamaniny koa ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nandevina ny lahimatoany izay novonoin’ny TOMPO ho faty izy ireo: izany no nampiharan’ny TOMPO tamin’ny andriamaniny ny didy fanamelohana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Egyptiana mbola nandevina izay efa novonoin'i Jehovah teo aminy, dia ny lahimatoa rehetra; ary ny andriamaniny dia notsarain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mbola nandevina izay novonoin’NY TOMPO teo aminy ny Ejiptiana, dia ny lahimatoa rehetra; ny andriamaniny dia notsarain’NY TOMPO.
malagasy
Fa ny Egyptiana mbola nandevina izay efa novonoin'i Jehovah teo aminy, dia ny lahimatoa rehetra; ary ny andriamaniny dia notsarain'i Jehovah.