Numbers 33:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ren’ilay Kananita, mpanjakan’i Arada, izay nonina teo amin’ny tany Negeva, any amin’ny tany Kanana, fa avy ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ren’ilay Kananeanina mpanjakan’i Arada izay nonina teo Negeba amin’ny tany Kanaana fa hoe tamy ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany no nandrenesan’ny mpanjakan’i Harada, ilay Kanahanita izay nonina tany atsimon’i Kanahàna, fa tonga ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ren'ilay Kananita, mpanjakan'i Arada, izay nonina teo amin'ny tany atsimo amin'ny tany Kanana, fa avy ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ren’ilay Kananita, mpanjakan’i Arada, izay nonina teo amin’ny tany Negeva, any amin’ny tany Kanana, fa avy ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary ren'ilay Kananita, mpanjakan'i Arada, izay nonina teo amin'ny tany atsimo amin'ny tany Kanana, fa avy ny Zanak'Isiraely.