Numbers 33:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Obota dia nitoby tao Ie-Abarima tao amin’ny sisintanin’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Ije-Abarima, amin’ny sisin-tanin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo Ôbôta, dia nitoby tao Hije-Habarîma tao amin’ny faritanin’i Môaba;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin'ny faritanin'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Obota dia nitoby tao Ie-Abarima tao amin’ny sisintanin’i Moaba.
malagasy
Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin'ny faritanin'i Moaba.