Numbers 33:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Almona-Diblataima dia nitoby tao amin’ny tendrombohitra Abarima, tandrifin’i Nebo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Helmon-Delbataïma izy, dia nitoby tao an-tendrombohitra Abarima tandrifin’i Nebao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo Halmôna-Diblataîma, dia nitoby tao an-tendrombohitra Habarîma tandrifin’i Nebao;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin'ny tendrombohitra Abarima, tandrifin'i Nebo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Almona-Diblataima dia nitoby tao amin’ny tendrombohitra Abarima, tandrifin’i Nebo.
malagasy
Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin'ny tendrombohitra Abarima, tandrifin'i Nebo.