Numbers 33:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tamin’ny tendrombohitra Abarima dia nitoby tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao an-tendrombohitra Abirama izy, dia nitoby tao amin’ny tany lemak’i Moaba, amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo an-tendrombohitra Habarîma, dia nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tamin'ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tamin’ny tendrombohitra Abarima dia nitoby tany Arbota-Moaba, teo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
malagasy
Ary nony niala tamin'ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.