Numbers 33:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoby teo amoron’i Jordana hatrany Bety-Jesimota ka hatrany Abela-Sitima, tany Arbota-Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny moron’i Jordany nitobiany, dia hatreo Betsimôta, ka hatrany Abela-Setima amin’ny tany lemak’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amoron’i Jôrdàna, tanelanelan’i Bety-Jesimôta sy Abela-Sitima tao amin’ny lemak’i Môaba, no nitobian’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nitoby teo amoron'i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoby teo amoron’i Jordana hatrany Bety-Jesimota ka hatrany Abela-Sitima, tany Arbota-Moaba.
malagasy
Ary nitoby teo amoron'i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.