Numbers 33:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Ramesesa ny Zanak’Israely dia nitoby tao Sokota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Ramsesa ny zanak’i Israely, dia nitoby tao Sokôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo Ramsesa ny Israelita, dia nitoby tao Sokôta;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak'Isiraely, dia nitoby tao Sokota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Ramesesa ny Zanak’Israely dia nitoby tao Sokota.
malagasy
Ary nony niala tao Ramesesa ny Zanak'Isiraely, dia nitoby tao Sokota.