Numbers 33:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy i Iaveh, tao amin’ny tany lemak’i Moaba amoron’i Jordany tandrifin’i Jerikô nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao, no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko hoe:
malagasy
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe: