Numbers 33:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany ary horavanareo ny sampy vatony rehetra, holevoninareo ny sarin-javatra narendrika voalasitra rehetra nataony, hopotehinareo ny toerana fanaovany sorona rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia roahy eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany, fongory avokoa ny vato misy sarin-javatra voasikotra, mbamin’ny sary anidina rehetra, ary ravao daholo ny fitoerana avony rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia horoahinareo avokoa ny mponina rehetra eo amin’ny tany, hopotehinareo ny sary vato sy sary metaly rehetra mampiseho ny andriamaniny, ary horaranareo avokoa ny toeram-pivavahany.
Malagasy Bible 1865
dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin'ny tany, ary horavanareo ny vato soratany rehetra, ary hosimbanareo ny sarin-javany an-idina rehetra, ary horavanareo ny fitoerana avony rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia horoahinareo eo alohanareo ny mponina rehetra amin’ny tany ary horavanareo ny sampy vatony rehetra, holevoninareo ny sarin-javatra narendrika voalasitra rehetra nataony, hopotehinareo ny toerana fanaovany sorona rehetra;
malagasy