Numbers 33:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia halainareo ny tany ka honina ao ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany mba ho zarataninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia alao ho anareo ny tany, ka oneno, fa efa nomeko anareo ny tany hanananareo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainareo ny tany ka honenanareo, fa ianareo no nomeko azy ho lovanareo.
Malagasy Bible 1865
dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia halainareo ny tany ka honina ao ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany mba ho zarataninareo.
malagasy
dia halainareo ny tany, ka hitoetra eo ianareo; fa ianareo no nomeko ny tany ho zara-taninareo.