Numbers 33:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho hampihatra aminareo izay nokasaiko hatao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hataoko aminareo izay efa nokasaiko hatao aminy.
Malagasy Bible 1865
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.
malagasy
ary hataoko aminareo izay nokasaiko hatao aminy.