Numbers 33:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Sokota dia nitoby tao Etama, izay teo an-tsisin’ny tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Sokôta izy, dia nitoby tao Etama, izay eo an-tsisin’ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo Sokôta, dia nitoby tao Etama manamorona ny taniefitra;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Sokota izy, dia nitoby ao Etama, izay teo an-tsisin'ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Sokota dia nitoby tao Etama, izay teo an-tsisin’ny tany efitra.
malagasy
Ary nony niala tao Sokota izy, dia nitoby ao Etama, izay teo an-tsisin'ny efitra.