Numbers 33:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Etama dia niverina nankany Py-Hahirota, izay tandrifin’i Baala-Zefona ka nitoby tandrifin’i Migdola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Etama izy, dia nivily tao Fihahirôta, izay mifanandrify amin’i Beelsefôna, ka nitoby teo anoloan’i Magdalôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo Etama, dia niverina tao Py-Hahirôta tandrifin’i Bahala-Tsefôna ka nitoby teo akaikin’i Migdôla;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin'i Balazefona, ka nitoby tandrifin'i Migdola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Etama dia niverina nankany Py-Hahirota, izay tandrifin’i Baala-Zefona ka nitoby tandrifin’i Migdola.
malagasy
Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin'i Balazefona, ka nitoby tandrifin'i Migdola.