Numbers 33:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala avy teo anoloan’i Hahirota ka nandeha nita teo afovoan’ny ranomasina ho any an-tany efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-tany efitra Etama ary nitoby tao Mara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo anoloan’i Fihahirôta izy, dia nita ny ranomasina ho any an’efitra. Nony nandeha lalan-kateloana tany an’efitra Etama izy dia nitoby tao Marà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niala teo Py-Hahirôta, dia namakivaky ny ranomasina mba hihazo ny taniefitra ary nandeha lalana telo andro tany an-taniefitra dia nitoby tao Marà.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tandrifin'i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan'ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala avy teo anoloan’i Hahirota ka nandeha nita teo afovoan’ny ranomasina ho any an-tany efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-tany efitra Etama ary nitoby tao Mara.
malagasy
Ary nony niala tandrifin'i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan'ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara.