Numbers 33:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tao Mara dia nankany Elima; tao Elima dia nisy loharano roa amby folo sy hazo daty fitopolo, dia nitoby teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Marà izy dia tonga teo Elima izay nisy loharano 12, ka nitoby tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Marà ny Israelita, dia nankany Elimà izay nisy loharano 12 sy foto-drofia fitopolo, ka nitoby tao;
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tao Mara dia nankany Elima; tao Elima dia nisy loharano roa amby folo sy hazo daty fitopolo, dia nitoby teo.
malagasy
Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy.