Numbers 34:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny ho sisintaninareo atsinanana dia farito hatreo Hazara-Enana ka hatrany Sefama,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisin-taninareo any atsinanana dia hatreo Hatsar-Enàna ka hatrany Sefama;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Any atsinanana dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka eo Hatsara-Heinàna ka hatrany Sefama.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin'i Hazar-enana ka hatrany Sefama,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny ho sisintaninareo atsinanana dia farito hatreo Hazara-Enana ka hatrany Sefama,
malagasy
Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin'i Hazar-enana ka hatrany Sefama,