Numbers 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hidina avy ao Sefama hatrany Ribla any atsinanan’i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin’ny moron’ny ranomasin’i Kinereta, any atsinanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny faritra dia midina avy eo Sefama mankany Reblà, atsinanan’i Aïna; dia mbola midina mitohy manaraka ny havoana eo an-tsisin’ny ranomasina Kenereta any atsinanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mahazo an’i Riblà atsinanan’i Haîna, dia midina mipaka amin’ny sisiny atsinanan’ny farihin’i Kinereta,
Malagasy Bible 1865
dia hidina hatrany Sefama ka hatrany Ribla any atsinanan'i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin'ny Ranomasin'i Kinereta atsinanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hidina avy ao Sefama hatrany Ribla any atsinanan’i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin’ny moron’ny ranomasin’i Kinereta, any atsinanana;
malagasy
dia hidina hatrany Sefama ka hatrany Ribla any atsinanan'i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin'ny Ranomasin'i Kinereta atsinanana,