Numbers 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hidina indray hatrany Jordana ny sisintany ka hipaka amin’ny Ranomasintsira. Izany no ho taninareo araka ny sisintaniny manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary midina ny faritra manaraka ny moron’i Jordany ka tafapaka hatramin’ny Ranomasin-tSira. Izany no ho taninareo araka ny faritra manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hitsontsorika hatrany Jôrdàna ary hiafara any amin’ny Ranomasina Maty. «Izany no taninareo araka ny sisin-tany manodidina azy.»
Malagasy Bible 1865
dia hidina ihany indray hatrany Jordana, ka dia hihatra amin'ny Ranomasin-tsira. Izany no ho taninareo araka ny fari-taniny manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hidina indray hatrany Jordana ny sisintany ka hipaka amin’ny Ranomasintsira. Izany no ho taninareo araka ny sisintaniny manodidina.
malagasy
dia hidina ihany indray hatrany Jordana, ka dia hihatra amin'ny Ranomasin-tsira. Izany no ho taninareo araka ny fari-taniny manodidina.