Numbers 34:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo ny foko roa sy sasany izay samy efa nandray ny zarataniny atỳ andafy atsinanan’i Jordana, hitsin’i Jeriko, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy efa naka ny anjara lovany atỳ an-dafin’i Jordany hitsin’i Jerikô amin’ny lafiny any atsinanana, amin’izay hiposahan’ny masoandro, ny foko roa sy ny antsasa-poko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia atỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao manatrika ny fiposahan’ny masoandro.
Malagasy Bible 1865
dia ny firenena roa sy sasany samy efa nandray ny zara-taniny atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana, hitsin'i Jeriko, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo ny foko roa sy sasany izay samy efa nandray ny zarataniny atỳ andafy atsinanan’i Jordana, hitsin’i Jeriko, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
malagasy
dia ny firenena roa sy sasany samy efa nandray ny zara-taniny atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana, hitsin'i Jeriko, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.