Numbers 34:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
malagasy
[Ny anaran'ny lehilahy roa ambin'ny folo notendrena hizara ny tany] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: