Numbers 34:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto ny anaran’ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: I Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny lehilahy hizara ny tany aminareo: Eleazara, mpisorona, sy Jôsoe, zanak’i Nona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–I Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona no hisahana ny fizaràna ny tany.
Malagasy Bible 1865
Izao no anaran'ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto ny anaran’ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: I Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona.
malagasy
Izao no anaran'ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona.