Numbers 34:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandidia ny Zanak’Israely hoe: Raha tonga any amin’ny tany Kanana ianareo dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka ny voafaritry ny sisintaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandidia ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafiditra any amin’ny tany Kanaana ianareo, izao no tany ho tonga zara taninareo: ny tany Kanaana araka ny mamaritra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafiditra any amin’ny tany Kanahàna ianareo, dia izao no tany izay ho anjara lovanareo araka ireto sisin-tany ireto:
Malagasy Bible 1865
Mandidia ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany Kanana ianareo, dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka izay fari-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandidia ny Zanak’Israely hoe: Raha tonga any amin’ny tany Kanana ianareo dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka ny voafaritry ny sisintaniny.
malagasy
Mandidia ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany Kanana ianareo, dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka izay fari-taniny.