Numbers 34:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy amin’ny taranak’i Josefa: Ny lehiben’ny foko taranak’i Manase dia i Haniela, zanak’i Efoda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny zanak’i Josefa: Haniela izay filohany, zanak’i Efôda, amin’ny fokon’ny zanak’i Manase;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho an’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa, dia i Haniela zanakalahin’i Efôda;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy amin'ny taranak'i Josefa: ny lohan'ny firenena taranak'i Manase dia Haniela, zanak'i Efoda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy amin’ny taranak’i Josefa: Ny lehiben’ny foko taranak’i Manase dia i Haniela, zanak’i Efoda;
malagasy
ary ny avy amin'ny taranak'i Josefa: ny lohan'ny firenena taranak'i Manase dia Haniela, zanak'i Efoda;