Numbers 34:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lehiben’ny foko taranak’Isakara dia i Paltiela, zanak’i Azana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faltiela izay filohany, zanak’i Ozana, amin’ny fokon’ny zanak’i Isakara;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna;
Malagasy Bible 1865
ary ny lohan'ny firenena taranak'Isakara dia Paltiela, zanak'i Azana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lehiben’ny foko taranak’Isakara dia i Paltiela, zanak’i Azana;
malagasy
ary ny lohan'ny firenena taranak'Isakara dia Paltiela, zanak'i Azana;