Numbers 34:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fedaela izay filohany, zanak’i Amioda, amin’ny fokon’ny zanak’i Neftalì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho an’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Pedahela zanakalahin’i Hamihoda.
Malagasy Bible 1865
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Naftaly dia Pedahela, zanak'i Amihoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda.
malagasy
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Naftaly dia Pedahela, zanak'i Amihoda.Ireo no nodidian'i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an'ny Zanak'Isiraely.