Numbers 34:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no nodidian’NY TOMPO hizara ny tany Kanana ho an’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no nodidian’i Iaveh hizara ny tany Kanaana amin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no olona nodidian’ny TOMPO hisahana ny fizaràna ny tany Kanahàna ho an’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nodidian'i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no nodidian’NY TOMPO hizara ny tany Kanana ho an’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ireo no nodidian'i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an'ny Zanak'Isiraely.