Numbers 34:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lafiny atsimo amin’ny taninareo dia hatramin’ny tany efitra Zina, izay mifanolotra amin’i Edoma. Ny sisintaninareo atsimo dia hatramin’ny faran’ny Ranomasintsira,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lafiny atsimo amin’ny taninareo dia ny efitra Sina, hatrany Edôma, ka ny faritrareo atsimo dia hatramin’ny faran’ny Ranomasin-tSira any atsinanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Any atsimo, ny taninareo dia voafaritry ny taniefitra Tsina sy ny tanin’i Edôma. Izany dia manomboka avy eo atsinanana ao amin’ny tendrony atsimon’ny Ranomasina Maty;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lafiny atsimo amin'ny taninareo dia hatramin'ny efitra Zina, izay mifanolotra amin'i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira any atsinanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lafiny atsimo amin’ny taninareo dia hatramin’ny tany efitra Zina, izay mifanolotra amin’i Edoma. Ny sisintaninareo atsimo dia hatramin’ny faran’ny Ranomasintsira,
malagasy
Ary ny lafiny atsimo amin'ny taninareo dia hatramin'ny efitra Zina, izay mifanolotra amin'i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira any atsinanana,