Numbers 34:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia miolaka eo atsimon’ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon’i Kadesy-Barnea, dia mahazo an’i Hazara-Adara ka mandroso hatrany Azmona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia miolaka mianatsimo amin’ny fiakarana Akrabima ny faritrareo, dia mandalo any Sina, mandroso hatrany atsimon’i Kadesy-Barne, mitohy amin’ny Hatsar-Adara, mihazo any Asemôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia miolaka eo atsimon’ny fiakaran’i Akrabima, dia mandalo an’i Tsina, dia mahazo ny atsimon’i Kadesy-Barnea sy mipaka any Hatsara, ary mitohy hatrany Hatsemôna;
Malagasy Bible 1865
dia miolaka eo atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon'i Kadesibarnea, dia mahazo an'i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia miolaka eo atsimon’ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon’i Kadesy-Barnea, dia mahazo an’i Hazara-Adara ka mandroso hatrany Azmona;
malagasy
dia miolaka eo atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon'i Kadesibarnea, dia mahazo an'i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona,