Numbers 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary miolaka hatreo Azmona ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary mipaka hatrany amin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hatreo Asemôna, dia mipaka hatrany amin’ny riakan’i Ejipta, sy mihatra amin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo Hatsemôna, dia miolaka any amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta ary miafara amin’ny Ranomasina Mediteranea.
Malagasy Bible 1865
ary miolaka hatrany Azmona ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta, ka dia mihatra amin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary miolaka hatreo Azmona ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary mipaka hatrany amin’ny ranomasina.
malagasy
ary miolaka hatrany Azmona ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta, ka dia mihatra amin'ny ranomasina.