Numbers 34:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny sisintany andrefana dia indro ny Ranomasina Lehibe sy ny morony, koa hatreo no ho sisintaninareo andrefana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritra andrefana kosa, dia ny ranomasina Lehibe no ho faritrareo; io no hamaritra anareo amin’ny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Any andrefana dia ny Ranomasina Mediteranea no mamaritra ny taninareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny fari-tany andrefana, dia indro ny Ranomasina Lehibe sy ny amorony, ka hatreo no ho fari-taninareo andrefana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny sisintany andrefana dia indro ny Ranomasina Lehibe sy ny morony, koa hatreo no ho sisintaninareo andrefana.
malagasy
Ary ny amin'ny fari-tany andrefana, dia indro ny Ranomasina Lehibe sy ny amorony, ka hatreo no ho fari-taninareo andrefana.