Numbers 34:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ho sisintaninareo avaratra: Hatreo amin’ny Ranomasina Lehibe dia ny tendrombohitra Hora no hotandrifìnareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no sisin-taninareo amin’ny avaratra. Avy ao amin’ny ranomasina Lehibe, dia hofaritanareo mihazo any an-tendrombohitra Hôra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Any avaratra dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka amin’ny Ranomasina Mediteranea ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hôra.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho fari-taninareo avaratra: hatramin'ny Ranomasina Lehibe dia aoka ny tendrombohitra Hora no hotandrifinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ho sisintaninareo avaratra: Hatreo amin’ny Ranomasina Lehibe dia ny tendrombohitra Hora no hotandrifìnareo;
malagasy
Ary izao no ho fari-taninareo avaratra: hatramin'ny Ranomasina Lehibe dia aoka ny tendrombohitra Hora no hotandrifinareo;