Numbers 34:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy eo amin’ny tendrombohitra Hora dia ny lalana mankany Hamata no hotandrifìnareo ary hahazo an’i Zedada ny sisintany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy ao an-tendrombohitra Hôra, dia hofaritanareo mankao amin’ny vavahadin’i Hamata ka tonga hatrany Sedada io faritra io;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo an-tendrombohitra Hôra, dia ny lalana mankany Lebô-Hamata no hamaritanareo azy, ary hipaka any Tsedada.
Malagasy Bible 1865
ary hatramin'ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an'i Zedada,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy eo amin’ny tendrombohitra Hora dia ny lalana mankany Hamata no hotandrifìnareo ary hahazo an’i Zedada ny sisintany;
malagasy
ary hatramin'ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an'i Zedada,