Numbers 35:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko, hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy i Iaveh tao an-tany lemak’i Moaba amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikao nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny lemak’i Môaba, teo amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao ihany, no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy mba hamepetra ny Israelita hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, teo amoron’i Jordana, tandrifin’i Jeriko, hoe:
malagasy
[Ny hanomezana tanàna ho an'ny Levita] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo Arbota-moaba, amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe: