Numbers 35:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hifidy tanàna ianareo, ho tanàna fialofana ho anareo mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mifidiana tanàna ho tanàna fialofana ho anareo, mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hifidy tanàna izay hataonareo tanàna fialokalofana, mba hialokalofan’izay nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy Bible 1865
dia hifidy tanàna ianareo, ho tanàna fandosirana ho anareo, mba handosiran'izay nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hifidy tanàna ianareo, ho tanàna fialofana ho anareo mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy.
malagasy
dia hifidy tanàna ianareo, ho tanàna fandosirana ho anareo, mba handosiran'izay nahafaty olona tsy nahy.