Numbers 35:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fialofana ho anareo izany tanàna izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra ka tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany tanàna izany, dia ho fialofana ho anareo tsy ho azon’ny mpamaly ra; mba tsy hovonoina, alohan’ny hisehoany hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana izay nahafaty olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna ireo no ho fialokalofana mba hahafahanareo mandositra ny mpamaly faty; ka tsy ho faty izay nahafaty olona alohan’ny hisehoany fitsarana eo anatrehan’ny fiangonana.
Malagasy Bible 1865
Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon'ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan'ny fiangonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fialofana ho anareo izany tanàna izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra ka tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana.
malagasy
Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon'ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan'ny fiangonana.