Numbers 35:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo tanàna homenareo dia tanàna enina ho fialofana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka amin’ny tanàna homenareo, dia enina no ho tanàna fialofana ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy tanàna enina havahanareo ho fialokalofana,
Malagasy Bible 1865
Ary ireo tanàna homenareo ireo dia ho tanàna fandosirana enina ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo tanàna homenareo dia tanàna enina ho fialofana ho anareo.
malagasy
Ary ireo tanàna homenareo ireo dia ho tanàna fandosirana enina ho anareo.