Numbers 35:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tanàna telo no homenareo etỳ andafin’i Jordana ary tanàna telo no homenareo ao amin’ny tany Kanana; ho tanàna fialofana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna telo homenareo etỳ an-dafin’i Jordany ary ny tanàna telo homenareo any amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny telo etỳ an-dafy atsinanan’i Jôrdàna ary ny telo hafa ao amin’ny tany Kanahàna: ho tanàna fialokalofana ireo.
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna telo dia homenareo etỳ an-dafin'i Jordana etỳ, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin'ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tanàna telo no homenareo etỳ andafin’i Jordana ary tanàna telo no homenareo ao amin’ny tany Kanana; ho tanàna fialofana ireo.
malagasy
Ny tanàna telo dia homenareo etỳ an-dafin'i Jordana etỳ, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin'ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo.