Numbers 35:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo tanàna enina ireo dia ho fialofana ho an’ny Zanak’Israely sy ny mpifindra monina ary izay vahiny mandalo eo anivony mba handosiran’izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no ho tanàna fialofana, ary ireo tanàna enina ireo, dia ho fialofana ho an’ny zanak’i Israely, ho an’ny vahiny ary ho an’izay mitoetra eo aminareo, mba handosiran’izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona rehetra, na Israelita izy na vahiny miara-monina amin’ny Israelita ka nahafaty olona tsy nahy, dia afaka mialokaloka amin’ireo tanàna enina ireo.
Malagasy Bible 1865
Ireo tanàna enina ireo dia ho fandosirana ho an'ny Zanak'Isiraely sy ny vahiny ary ny mpitoetra ao aminy, mba handosiran'izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo tanàna enina ireo dia ho fialofana ho an’ny Zanak’Israely sy ny mpifindra monina ary izay vahiny mandalo eo anivony mba handosiran’izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.
malagasy
Ireo tanàna enina ireo dia ho fandosirana ho an'ny Zanak'Isiraely sy ny vahiny ary ny mpitoetra ao aminy, mba handosiran'izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.