Numbers 35:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa raha misy mamely olona amin’ny vy ka mahafaty azy dia mpamono olona izy; hovonoina ho faty izay namono olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha namely vy olona izy ka nahafatesany azy izany, dia mpamono olona izy ka hohelohin-ko faty ilay mpamono olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha vy no namelezana ka nahafaty olona, dia mpandatsaka aina izay manao izany ka hatao maty.
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha misy mamely vy olona ka mahafaty, dia nahafaty olona izy; hatao maty tokoa izay nahafaty olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa raha misy mamely olona amin’ny vy ka mahafaty azy dia mpamono olona izy; hovonoina ho faty izay namono olona.
malagasy
Kanefa raha misy mamely vy olona ka mahafaty, dia nahafaty olona izy; hatao maty tokoa izay nahafaty olona.