Numbers 35:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mamely olona amin’ny hazo ka mahafaty azy dia mpamono olona izy; hovonoina ho faty izay namono olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha namely azy, ka fiasana hazo mety hahafaty olona no teny an-tanany, ka nahafatesany azy izany, dia mpamono olona ka hohelohin-ko faty ilay mpamono olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hazo no namelezana ka nahafaty olona, dia mpandatsaka aina izay nanao izany ka hatao maty.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mamely hazo olona ka mahafaty, dia nahafaty olona izy; hatao maty tokoa izay nahafaty olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mamely olona amin’ny hazo ka mahafaty azy dia mpamono olona izy; hovonoina ho faty izay namono olona.
malagasy
Ary raha misy mamely hazo olona ka mahafaty, dia nahafaty olona izy; hatao maty tokoa izay nahafaty olona.