Numbers 35:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpamaly ra no hamono azy; rehefa mifanena aminy izy dia izy no hamono azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpamaly ra no hamono ny mpamono olona; amin’izay hifanenany aminy no hamonoany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpamaly faty no hamono hahafaty ny mpandatsaka aina, raha vao mahita azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpamaly rà no mahazo mamono azy; raha mihaona aminy izy, dia mahazo mamono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpamaly ra no hamono azy; rehefa mifanena aminy izy dia izy no hamono azy.
malagasy
Ny mpamaly rà no mahazo mamono azy; raha mihaona aminy izy, dia mahazo mamono azy.