Numbers 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandidia ny Zanak’Israely mba hanome tanàna ao amin’ny zarataniny avy honenan’ny levita. Homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Omeo didy ny zanak’i Israely hanome tanàna ho an’ny Levita avy amin’ny lova hananany avy, mba honenany ao. Homenareo tany fiandrasam-biby manodidina izany tanàna izany koa ny Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aoka ianareo hanome tanàna eo amin’ny zara tany fanananareo avy ho an’ny Levita mba honenany. Homenareo azy koa ny tany manodidina hiandrasany ny bibiny.
Malagasy Bible 1865
Mandidia ny Zanak'Isiraely mba hanome tanàna ao amin'ny zara-taniny avy honenan'ny Levita; ary homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandidia ny Zanak’Israely mba hanome tanàna ao amin’ny zarataniny avy honenan’ny levita*. Homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.
malagasy
Mandidia ny Zanak'Isiraely mba hanome tanàna ao amin'ny zara-taniny avy honenan'ny Levita; ary homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.